Features Vakio miaraka amini Akili - T
TOERANA MARO BEMiarĂ ha aminâi Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!
Ho aiza i Akili avy eo?
Anaty ala?
Ambony sambo?
Any an-trano?
IANAO no misafidy miaraka aminâity bokim-pifandraisana ity.
Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dĂ lana!Manomboka eny ambony rahona hatrany aminâny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka aminâny ity tantara mampihetsi-po ity.FANDAHARAM-POTOANA* MAMAKY aminâny alĂ lanâny lentam-pahasarotana* MANDINIKA teny, sary ary hevitra aminâny alĂ lanâny endri-javatra mifandray* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny *MISAFIDY ny toerana alehanâi Akili manarakaâIanao no manao ny tantara* AKILI no mitantara azy hatraminâny farany * MAZOTOA mianatra mamakyMAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforoninâny Curious Learning sy Ubongo..NY FANDAHARAM-POTOANA AMINâNY FAHITA LAVITRA â AKILI AND MEAkili and Me dia kilalaon-tsaina aminâny alĂ lanâny sarimihetsika, noforoninâny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili â fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoanâny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka aminâny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania.
Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy aminâny alina dia miditra ao aminâilay tanĂ na mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny fihetsem-pony ary manova malaky ny fiainanâny ankizy!
Miaraka aminâny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika aminâny aterineto, tianâny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka aminâi Akili!
Jereo ny horonan-tsary Akili and Me aminâny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha aminâny firenenao ny fampianarana.MOMBA NY UBONGOUbongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoanâny ankizy ao Afrika.
Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!Manandratra avo ny herinâny fialam-boly, ny fihitaranâny haino aman-jery ary ny teknolojianâny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.MOMBA NY CURIOUS LEARNINGCurious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoanâireo olona te hianatra.
Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy aminâny fitenin-drazany maneran-tany aminâny alĂ lanâny porofo mivaingana sy antontanâisa voamarina.
MOMBA NY APPLIVakio miaraka amini Akili - Toerana Maro Be!
Dia noforoninâny sehatry ny Curious Reader, novokarinâny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Learning Tools
Enhance your learning experience with interactive features.
Pet Care
Manage your pet's health, activities, and care schedule.
See the Vakio miaraka amini Akili - T in Action
Get the App Today
Available for Android 8.0 and above